Ao anaty fampiroboroboana ny sehatry ny fanabeazana, dia nanangana trano famakiam-boky ao amin'ny Epp Ambohibao Antehiroka Rtoa Rajaonarimampianina Voahangy, vadin'ny filoham-pirenena. Narahina fanomezana toy ny fitaovana sy akora ilaina amin'ny andavanandro izany.