14 KUNG FU WISA

27 Feb 2017 04:59 1
2,439
9 1

Amin’izao fankalazana ny faha-16 taona niverenan’ny Kung Fu Wisa eto Madagasikara izao, dia nampahafantatra ny tarigetrany ny Grand Maître Rasolonjatovo Finoana Jean de Dieu sy ny ray aman-dreny Rafiononantsoa Simplice.

Related of "14 KUNG FU WISA" Videos